|
|
|
|

Teny iditra1 manabehambehana
Fototeny  2behambehana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manasabaka ny sandry na tongotra mba hanakantsakanana ny hafa: Manabehambehana ny sandriny izy rehefa mandeha [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12