|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manabonoka |
| Fototeny | 2 bonoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manarona sy mandrakotra manodidina tanteraka: Nanabonoka ny zanany manavy Ravao
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | manabonoka, 8 manakobona, manakobòna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|