|
|
|
|
Teny iditra
1
manaboretaka
Fototeny
2
bo
re
taka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mampipetraka hitsotra amin' ny tany
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manaboretaka
6
Ny lasa :
nanaboretaka
7
Ny hoavy :
hanaboretaka
8
Filaza mandidy :
manaboretaha
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12