Entry | 1 manadanadana |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mamoha tanteraka, manokatra manontolo: Iza no nanadanadana ny varavarana toy izao? |
Explanations in French |
4 [1.3] Ouvrir, laisser ouvert |
Root | 5 danadana |
Morphology |
|
Anagrams | 9 anadanadanam, manadanadana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |