Entry | 1 manafatra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 hafatra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Manome zavatra hampanaovina olona: Nanafatra ahy Rabe mba hitondra itỳ taratasy itỳ aty aminao Mampaka, manao izay hahatongavana, mividy any lavitra: Nanafatra boky, nanafatra mpampianatra any Antananarivo izahay Mamporisika, manoro hevitra: Nanafatra ny mponina ny filohan' ny Nosy mba hiasa daholo |
Explanations in English |
12 [1.2] to bequeath, to specify; to order, to send for. 13 [1.7] to entrust with a commission; to warn; to order merchandise |
Explanations in French |
14 [1.3#203, 1.8] Donner commission, charger 15 [1.3#203] mander, recommander, commander 16 [1.8] passer une commande |
Examples |
17 [1.437#] Aza manafatra ny mby an-dalana! 18 [2.643#] Raharaha haingam-bola ny mamarina entana any Andafy sy ny manafatra ny avy any. |
Proverbs | 19 Proverbs containing the word manafatra |
Anagrams | 20 fanamatra, faramanta, manafatra, mantafara, namafatra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |