|
|
|
|

Teny iditra1  manafika
Fototeny  2 tafika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manatona mamely, mibosesika maka: Nanafika tany Ejipta i Napoléon [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to invade or attack with a military force [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 faire la guerre, envahir un pays [1.8]
Ohatra  7  Dia aiza izay hery hoenti-manafika? [2.528#]
8  Raha alina tsy azo lalovana, nefa misy tovolahy minaikanaika mankao manafika ny amboadia. [1.437#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Voambolana  13  Miaramila

Fivaditsoratra  14 fanamika, 15 fanimaka, 16 mainka fa, 17 mañafaky, manafika, 18 mankafay, 19 mifanaka, 20 mikafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17