|
|
|
|

Entry1  manafin-tavy
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  manafina, tavy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny biby ompiana izay tsy dia hita ho matavy ety ivelany, fa rehefa rasaina vao hita

Updated on 2025/07/29