|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manafoto
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mandevina fanafody amin'ny trano na zoron-trano [Mahafaly] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  manafoto
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 mamosavy [Mahafaly] [1.78]

Fivaditsoratra  manafoto, 7 manotofa, 8 tafomona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12