|
|
|
|

Teny iditra1  managaboka
Fototeny  2 gaboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manavosa, manavovona, manao antontany, mampifanongoa: Iza no nanagaboka ireto vato kely ireto teto an-tokotany? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 used in Imerina for mangaboka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 entasser, amonceler [1.3#192]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11 mangaboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02