|
|
|
|

Entry1  managorobaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  gorobaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mandoaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy: Nanagorobaka ny rindrina ireo jiolahy
Enti-milaza zavatra mandoaka zavatra hafa iray ka tafavoaka maninteraka ity faharoa: Nanagorobaka ilay hazo fisaka ny bala
Explanations in English  9  [1.7] to pierce through
Explanations in French  10  [1.3#200, 1.8] percer de part en part
11  [1.3#200] pénétrer de part en part, faire aboutir
Examples  12  [1.3#200] Nanagorobaka ny hazo fisaka ny bala (La balle a percé la planche de part en part)
13  [2.996#] Moa ho azo atao va ny misambotra azy manatrika, ao amin' ny harato, ary ny managorobaka ny orony?
Other spellings  14  mangorobaka

Updated on 2025/07/29