|
|
|
|

Teny iditra1  manaiky
Fototeny  2 aiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao tsy misy fandavana, manaraka ny sitrapon' ny hafa: Manaiky ny lehibeny ny miaramila
5 Mankasitraka, mankato: Manaiky ny hevitrao aho ~ Rehefa tsy miteny, hono dia manaiky, hoy ny tandrefana
6 Mety: Tsy manaiky ny handeha izy
7 Mandray: Tsy manaiky fanatitra na inona na inona izy
8 Manome: Manaiky izay rehetra angatahin-Janany aminy Rasoa, hany ka nanjary mihanta be ny zanany
9 Mitsotra, mibaboka: Tsy nanaiky ny helony ilay voampanga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to assent to, to agree to, to grant, to consent, to confess, to own, to submit to, to surrender. The reduplicate is manaikinaiky. [1.2]
11 to agree; to obey; to profess a faith [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 Comme maneky [1.3#10]
13 consentir; obéir; confesser sa foi [1.8]
Ohatra  14  Koa ianao aza manaiky hibaby ahy [1.251#]
15  miezaka mafy tsy manaiky ho resy [2.313#]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Mpanahaka  20  manoa
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manaiky, 23 mañiaky, 24 miakany, 25 mianaky, 26 mianika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09