|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manaingo |
| Fototeny | 2 haingo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manisy haingo, mandravaka, mandrenty: Iza no nanaingo ny vavahady?
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 amingano, 10 amongany, manaingo, 11 manionga, 12 miangano, 13 miangòna, miangona, 14 miongana, miongàna, 15 mongaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|