|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manaitra |
| Fototeny | 2 traitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamoha amin' ny torimaso: Tsy nisy nanaitra ahy ka dia diso fidirana terỳ aho
5 Mampitahotra tampoka, mampivadi-po: Nanaitra ahy ny fahitako ilay olona niditra tampoka tao an-trano 6 Manatabataba tampoka ka mahatonga handositra: Iza no nanaitra ilay vorona nitsindrotsindroka teto 7 Mahagaga: Manaitra ahy izany vaovao lazainao izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to startle, to excite
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 surprendre; alarmer; éveiller
[1.8] |
| Ohatra |
10 Ny manofa lamba olona, fa manaitra.
[1.437#]
11 manaitra am-boalohany fotsiny fa mora miofo. [2.643#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 maiñatra, manaitra, 18 manitara, 19 matriaña, 20 mianatra, 21 miatrana, 22 mitaraña, mitarana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|