|
|
|
|

Teny iditra1  manakanjo
Fototeny  2 akanjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manome akanjo: Ramatoa Rasoa no nanakanjo io fianakaviana mahantra io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to dress another, to put clothes on another.
6 mampiakanjo is more frequently used in Imerina for this. [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  manakanjo, 11 manonjaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17