Entry | 1 manakatra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 takatra |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra sary ~ Tsy afaka hanakatra izany ny sainao |
Explanations in English |
12 [1.7] to try the depth of water; to try to reach up to something |
Explanations in French |
13 [1.8] sonder la profondeur de l'eau; chercher à atteindre |
Examples |
14 [2.606#] Ahafahana manakatra izany na dia ny anarana iantsoana ihany aza. 15 [1.369#] tsy maintsy natao izay hahazoan' ny sain' ny olona tamin' izany manakatra azy. |
Anagrams | 16 anatrakam, manakatra, manatrakà, manatraka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |