|
|
|
|

Teny iditra1  mañakatry
Fototeny  2 akatry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mampody vady [Taisaka]
5 manambady [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6 conduire la femme à la case du mari [Taisaka] [1.82]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  mañakatry, 10 manakitrà, manakitra, 11 mañatrika, manatrika, 12 mikatrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27