|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manakelika |
| Fototeny | 2 sakelika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Maniry sakelika (na tsiry na solofo): Efa manakelika sahady itỳ voasary itỳ ~ Tsy mbola manakelika ihany ny akondro erỳ am-pantsakana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 se ramifier, émettre des ramifications
[1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 9 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|