Entry | 1 manakely |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 kely |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mahatonga kelikely kokoa: Manakely akanjo Mampihena: Tsy mety ny manakely ny hadisoana |
Explanations in French |
10 [1.3, 1.107] rapetisser 11 [1.3] diminuer, amoindrir |
Examples |
12 [1.3] amin’ ny masolavitra misy ilany manakely ny zavatra jerena (dans la longue-vue il y a un côté qui rapetisse les objets qu’on regarde) 13 [1.3] nanakely ny tokotaninay ny làlana vao natao (le chemin qu'on vient de faire a amoindri notre emplacement) |
Antonyms | 14 manalehibe |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word manakely |
Anagrams | 16 manakely, manelika, manilake, namelika |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |