Entry | 1 manakimpy |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 kimpy |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manakombona ny hodimaso ka manjary tsy mahita ny maso: Manakimpy ny masony havia izy |
Explanations in French |
9 [1.3#331] Fermer les yeux |
Examples |
10 [2.4#] Tsy hitako izay hahafahako, ka sady miady amin' ny hivihivy no manakimpy maso aho no misotro, nisotro kely araka izay azo atao. |
Anagrams | 11 mampianky, manakimpy, mpamikina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |