|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manakipika |
| Fototeny | 2 kipika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manesotra zavatra hiala ka ailika; manala amin' ny fanakifihana; manipy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Rejeter en secouant, repousser
[1.3#333] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 manakapiky, manakipika, 11 mpanakaiky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|