Entry | 1 manako |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 ako |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Manome ako: Manako itỳ trano itỳ izany 8 [1.13] misy tamberim-peo |
Explanations in English |
9 [1.2] imp. and Rel. not used. To reverberate, to resound; to throw back an echo. |
Explanations in French |
10 [1.3] faire écho 11 [1.13] résonner |
Examples |
12 [2.4#] Fanampin' izany, manako aoka izany ilay trano. 13 [2.69#] Ary hoy Ranakombe : " Ihia lahy izao manako maha-may ahy izao! |
Anagrams | 14 ankoma, anokam, komana, manako, mankao, manoka, mañoka, manokà, mokàna, nakaom, nakoam, namoka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |