|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manala tsiny |
| Singan-teny | 2 manala, 3 tsiny |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 manao izay hahamaivana ny fahadisoan' ny olona iray; manafaka izay mety ho hadisoana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to justify another, to clear one of guilt or censure.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 excuser, justifier: Nanala tsiny ny sakaizako aho (J'ai justifié mon ami)
[1.3] |
| Fivaditsoratra | manala tsiny, 8 manatsilany, 9 tsimananila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|