|
|
|
|

Teny iditra1 manalefaka
Fototeny  2lefaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampahatonga malefaka, mora alefitra: Atao anaty rano ny hazo hanalefaka azy
Mampitony, manaketraka: Manalefaka ny alaheloko ny tenin' ny raiko
Mampihena: Manalefaka ny hainandro ny ranonorana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to make supple; to calm; to make easier [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 rendre souple; calmer; diminuer la force ou la sévérité de [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12