|
|
|
|

Teny iditra1  mañalenkaleña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mitsinjo ny ho avy: Ny ona tsa mañalenkaleña ro tena misotry soasoa (Ny olona tsy mitsinjo ho avy no tena mahantra farahidiny) [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17