|
|
|
|

Teny iditra1  manalokaloka
Fototeny  2 lokaloka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  manalokaloka azy ny hazo lota; [2.996]
5  Injao manalokaloka ao ny tafon-trano am-polony mambomba torimason'olon-tsotra! [2.944]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  manalokaloka, 9 manolakolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29