|
|
|
|

Teny iditra1  manamando
Fototeny  2 mando
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  ary ho avy amintsika toy ny tandrifin-drahona toy ny fara-orana manamando ny tany. [2.996]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29