|
|
|
|

Teny iditra1  mana-manjò
Singan-teny  2 manana, 3 man
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 maty havana, manan-kavana nody mandry [1.1]
Ohatra  6  Ary dia i Mbelo no nitsapa alahelo ny manamanjo. [2.4#]
7  mana-manjo izy (Il a eu le malheur de predre quequ'un de sa famille) [1.3#874]
8  Dia mankeo amin' ny toerana iray ny manamanjo, dia manatona manao veloma azy eo ny mpandevina, ary misy mametraka teny fohy ho fampiononana azy. [2.347#74]
Tovy hevitra  9 tompo-manjo, tompom-pahoriana
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02