|
|
|
|

Teny iditra1  manamasaka
Fototeny  2 masaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao izay hahamasaka, manotrika (voankazo); mandinika lalina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to cook till well done; to ripen fruit; to prepare a project or proposal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 faire bien cuire; faire mûrir des fruits; préparer un projet [1.8]
Ohatra  7  Samy manamasaka tany ireo. [2.117#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  manamasaka, 12 manasamaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12