|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manamavo
Fototeny  2 mavo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 rembrunir [1.3]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  manamavo
Fototeny  9 mavo
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  11 to despise, to speak ill of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 mépriser [1.3, 1.107, 1.8]
13 dédaigner, diffamer [1.3]
Ohatra  14  Tsy ampy saina izay manamavo ny namany, fa ny manan-tsaina mangina. [2.996#]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12