Entry | 1 manamboatra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 voatra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Manao, manome endrika: Manamboatra trano Manomana, mikarakara: Manamboatra nahandro Mandamina, mandrindra: Izy no nanamboatra ny adinay |
Explanations in English |
8 [1.7] to arrange, to prepare; to repair |
Explanations in French |
9 [1.8] arranger: préparer; réparer |
Examples |
10 [2.366#xxx] ary manorina sy manamboatra ny trano tokony hivavahany; 11 [2.445#] Afaka manamboatra ianareo roa lahy, hoy ny navaliny anay. |
Synonyms | 12 mamboatra |
Anagrams | 13 manamboatra, manarambato |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |