|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manambolo |
| Fototeny | 2 ambolo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamantatra zavatra iray amin' ny fofona, maka fofona: Mahay manambolo sokina ve io alikanao io?
[1.1#586] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 flairer, sentir une odeur, lever la piste
[1.3#29] |
| Ohatra |
6 ny fiteny heno matetika koa dia manambolo.
[2.313#15]
|
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 11 manimbolo |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 13 Manambolo |
| Singan-teny | 14 manana, 15 volo |
| Sokajin-teny | 16 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 17 Haitoetany: tanàna |
| Teny iditra (3/3) | 18 Manambolo |
| Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Ony. 240 km.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 Fleuve du versant ouest, formé par la confluence
22 de l'Ampasindava et de la Kotay au sud du mont Betavo (1.432 m.), 23 traverse les sous-préfectures de Tsiroanomandidy, 24 d'Ankavandra et d'Antsalova, et se jette dans la mer par un delta 25 dans le canal de Mozambique. 26 Il reçoit sur sa rive droite 27 la Tsiahiraka, 28 la Sahagoma, 29 la Besaly, 30 la Bepoaka, 31 la Bebao, 32 la Manambolomaty, 33 la Berano, 34 la Menonja 35 et l'Antarihy, 36 sur sa rive gauche 37 l'Andriakely, 38 la Bemandry, 39 la Kiranobe, 40 l'Androtra, 41 l'Andranomavobe, 42 l'Itondry, 43 la Bepiha et 44 la Mahilambo. 45 En traversant le plateau du Bemaraha, il forme de pittoresques gorges. [1.11] |
| Ohatra |
46 Menabe no ato atsimo, hatreo Mangoky ka hatreo manambolo.
[2.508#115]
|
| Voambolana | 47 Haitoetany: renirano, farihy |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 48 malombona, manambolo, Manambolo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|