|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manameloka |
| Fototeny | 2 meloka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao izay hampiforitra mamokoka
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 rendre courbe, sinueux
[1.3#233] |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 7 manameloka |
| Fototeny | 8 meloka |
| Sokajin-teny | 9 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Manasazy araka ny didim-pitsarana: Nanameloka azy higadra mandrapahafatiny ny mpitsara
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to condemn
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 condamner
[1.3#233, 1.107, 1.8] |
| Ohatra |
13 Tsy azo atao ny manameloka na mankato ambony ihany.
[2.296#]
14 ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony. [2.324#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|