|
|
|
|

Teny iditra1  manamongomongo
Fototeny  2 mongomongo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana  4 mikisoka [1.1]
Ohatra  5  Tsy fantany fa hianao no Andriamanitray, dia hianao izay manamongomongo ny tafika hatramin'ny voalohany, sy manana anarana hoe Tompo. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11