|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manam-panahy |
| Singan-teny | 2 manana, 3 fanahy |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mañampañahy]
5 hendry, misy fanahy
[Betsimisaraka]
[1.78] 6 mahay mitondra tena. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 of upright life and conversation
[1.2] 8 good and wise [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 bon et sage
[1.8] |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|