Entry | 1 manampina |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tampina |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Manisy sarona amin' ny zavatra iray misokatra, na manakombona azy: Manampina vova fery ~ Manampi-maso tsy hahita Manisy tapa-damba mba hanarona ny loaka amin' ny lamba: Manampina ny akanjon-janany rovitra Rasoa Manisy tsentsina: Manampina tangirika amin' ny vody rindrina Manisy sakana amin' ny zavatra iray mba tsy hahafahana mampiasa io zavatra io: Manampina lalana |
Explanations in English |
10 [1.7] to plug, to cork |
Explanations in French |
11 [1.3#662, 1.8] boucher 12 [1.3#662] fermer, mettre une pierre à un trou du mur |
Examples |
13 [2.996] Indro, manampina ny rano Izy, ka dia ritra iny; |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word manampina |
Anagrams | 15 mampañina, mampinana, manampina, mpanamina, mpinamana, nanampiam |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |