Entry | 1 manampirina |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 ampirina |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Mandamina, mandahatra: Manampirin-trano isa-maraina izy Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hanampirina ireto bokiko ireto aho |
Synonyms | 8 mampirina |
Anagrams | 9 anampiriman, manampirina, nampianarim, nampirimana, nanampirima |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |