|
|
|
|

Teny iditra1  manana amby
Singan-teny  2 manana, 3 amby
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 misy mihoatra, misy tsy lany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to have something left over or in surplus [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 avoir plus qu'il ne faut [1.8]

Fivaditsoratra  8 manambania, manana amby

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11