|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mananaka
Fototeny  2 hanaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza zavatra toy ny voankazo mitera-drano be ao anaty vava rehefa hanina [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  mañanaka
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10 manangan-janaka [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  11 manakana, manakàna, mananaka, mañanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27