|
|
|
|

Teny iditra1  manan-daza
Singan-teny  2 manana, 3 laza
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fitokoavana  5 malaza [1.1]
Ohatra  6  Ianareo manandaza, fa izahay mavomavo! [2.996]
7  Toa arakaraka ny maha-ela ny razana no maha-manandaza azy. [2.296#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07