|
|
|
|

Teny iditra1  manangana efitra
Singan-teny  2 manangana, 3 efitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona manao izay hisarahana amin' ny hafa izay niaraka taminy teo aloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Susciter un motif, une occasion pour se séparer [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12