| Entry (1/2) | 1 manan-kasina |
| Part of speech | 2 locution |
| Elementary words | 3 manana, hasina |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] misy hery ambony lehibe: Manan-kasina ny tanindrazana |
| Examples |
5 [2.445#] Inoan' ireo olona ireo, hoy i Dada, nanazava, fa manankasina ary manana hery hitahy ny velona ireo Razana milevina ao amin' io fasana an-tampon-kavoana io. |
| Entry (2/2) | 6 Manankasina |
| Part of speech | 7 name (toponym) [Full list] |
| Elementary words | 8 anana, hasina |
| Vocabulary |
9 Geography: towns |
| Anagrams | 10 ankamasinan, Manankasina, manan-kasina, nankamasina |
| Updated on 2025/08/10 |
|