Entry | 1 mananonanona |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 anonanona |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Enti-milaza toetra tsy tsara tsy ratsy fa eo ho eo: Manao ahoana ny marary izay? -- Mananonanona ao izy ~ Mananonanona be ihany itỳ politika itỳ ka aoka aloha hahemotra ny resatsika |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |