|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manan-tombo |
| Singan-teny | 2 manana, 3 tombo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mihoatra kokoa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be greater; to have an advantage
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 être plus grand; avoir un avantage
[1.8] |
| Ohatra |
8 Ary izay alehany kosa samy mamono botretra sy lango malemy hananany fitia manantombo.
[1.437#]
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|