|
|
|
|

Teny iditra1  manantsika
Fototeny  2 hantsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampibaraingo, mamoritra ho tahaka ny andohalambo, mamokoka: Vao nisy nanantsika itỳ rotsakazo itỳ fa nahitsy izy teo [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  manantsika, 9 mikantsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12