|
|
|
|

Teny iditra1  manao alokely
Singan-teny  2 manao, 3 alokely
Sokajin-teny  4  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny vary masaka alohan' ny namany ka mova tsy ny manaloka kely azy ireo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Se dit d’un champ de riz où il y a des épis mûrs avant les autres [1.3]
Mpanahaka  7  manaoalobe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02