|
|
|
|

Teny iditra1  manao am-pihi-mamba
Singan-teny  2 manao, 3 fihina, 4 mamba
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 tsy mamela izay azo (enti-milaza olona tia tena, mpanao mamifovelona) [1.1#302]
Fanazavàna teny anglisy  7 to act selfishly [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 retenir tout pour soi [1.3#169]
9 monopoliser [1.5#117]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11