|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manao lambo manoha-dia |
| Singan-teny | 2 manao, 3 lambo, 4 manohana, 5 dia |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 mifaninana amin' ny lehibe na ambony noho ny tena (ny tena fiteny tany an-tendrony dia hoe: manao lambo manoha-dia an-drainy)
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|