|
|
|
|

Teny iditra1  mañaoña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 manangona, mitaona, manasa: Honeñe atoy ny mañaoña vahiny ndreke podene (Fomba aty manasa vahiny ambaram-podiny) [Betsileo] [1.78]
Tovy hevitra  4 mañao

Fivaditsoratra  5 amonana, mañaoña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17