|
|
|
|

Teny iditra1  manao rainazy
Singan-teny  2 manao, 3 ray, 4 azy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 manan-toetra morainy loatra, olom-be, tsy mihevitra loatra ny tena adidy, mandefitra na mampihafy ny tokony hatao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be negligent, to be careless [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 être négligent [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11