|
|
|
|

Teny iditra1  manao randran-tarihina
Singan-teny  2 manao, 3 randrana, 4 tarihina
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 manaraka ny efa fanao teo aloha ihany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11